6 "description": "Hampiditra faritra maitso, trano, farihy na faritra hafa amin'ny sarintany.",
7 "tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanomboka hanoritra faritra, ohatra hoe faritra maitso, farihy, na trano."
11 "description": "Hampiditra làlana, arabe, làlan-tongotra, lakan-drano na endri-tsipika hafa amin'ny sarintany.",
12 "tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanomboka hanoritra làlana, làla-masaka na arabe."
16 "tail": "Tsindrio eo amin'ny sarintany raha hanampy teboka."
20 "description": "Akisaho ary hangezao ny sarintany."
23 "tail": "Tsindrio raha hampiditra vona eo faritra misy anao. Tsindrio ilay teboka voalohany raha hamarana ny fanoritana faritra."
26 "tail": "Tsindrio raha hanampy vona amin'ny tsipika. Manindria eo amin'ny tsipika hafa raha hampitohy amin'izy ireo, manaova tsindry in-droa raha hamarana ny tsipika."
29 "connected_to_hidden": "Tsy mety ovaina ity satria mifandray amina zavatra izay tsy miseho."
35 "point": "Nanampy teboka.",
36 "vertex": "Nanampy vona.",
37 "relation": "Nanampy fifandraisana."
42 "line": "Nanomboka tsipika.",
43 "area": "Nanomboka nanoritra faritra."
48 "description": "Hanohy ity tsipika ity.",
49 "not_eligible": "Tsy misy tsipika azo tohizana eto.",
50 "multiple": "Misy tsipika maromaro azo tohizana eto. Raha hisafidy tsipika iray dia tsindrio ny Shift ary tsindrio eo amin'ilay tsipika hofantenina.",
52 "line": "Nanohy tsipika.",
53 "area": "Nanohy nanoritra faritra."
57 "annotation": "Nanafoana ny fanoritana."
60 "title": "Hanaboribory.",
62 "line": "Hanaboribory ity tsipika ity.",
63 "area": "Hanaboribory ity faritra ity."
66 "line": "Nanaboribory an'ilay tsipika.",
67 "area": "Nanaboribory an'ilay faritra."
69 "not_closed": "Tsy mety atao boribory ity satria tsy mihodina tanteraka.",
70 "too_large": "Tsy mety atao boribory ity satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
71 "connected_to_hidden": "Tsy mety atao boribory ity satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
76 "line": "Hampahitsy ny zoron'ito tsipika ito.",
77 "area": "Hampahitsy ireo zoron'ito faritra ito."
80 "line": "Nampahitsy ny zoron'ilay tsipika.",
81 "area": "Nampahitsy ireo zoron'ilay faritra."
83 "not_squarish": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria tsy manakaiky ny endrika efajoro.",
84 "too_large": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
85 "connected_to_hidden": "Tsy mety atao efajoro mahitsy ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
88 "title": "Hampahitsy",
89 "description": "Hampahitsy ito tsipika ito.",
90 "annotation": "Nampahitsy an'ilay tsipika.",
91 "too_bendy": "Tsy mety ampahitsiana ito satria miolaka loatra.",
92 "connected_to_hidden": "Tsy mety ampahitsiana ito tsipika ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
97 "single": "Hamafa tanteraka an'ito singa ito.",
98 "multiple": "Hamafa tanteraka an'ireto singa ireto."
101 "point": "Namafa an'ilay teboka.",
102 "vertex": "Namafa an'ilay vona tamin'ilay tsipika.",
103 "line": "Namafa an'ilay tsipika.",
104 "area": "Namafa an'ilay faritra.",
105 "relation": "Namafa an'ilay fifandraisana.",
106 "multiple": "Namafa singa {n}."
109 "single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
110 "multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria tsy ampy ny faritra miseho aminy."
112 "incomplete_relation": {
113 "single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
114 "multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
116 "connected_to_hidden": {
117 "single": "Tsy mety fafàna ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
118 "multiple": "Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
123 "point": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay teboka.",
124 "vertex": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ny anankiray hafa.",
125 "line": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay tsipika.",
126 "area": "Nampifandray an'ilay soritra tamin'ilay faritra."
130 "title": "Hanatsoaka",
131 "description": "Hanasaraka an'ireto tsipika/faritra ireto.",
132 "annotation": "Nanasaraka an'ireo tsipika/faritra.",
133 "not_connected": "Tsy ampy mba hosarahina ny tsipika/faritra misy.",
134 "connected_to_hidden": "Tsy mety tsoahina ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."
137 "title": "Hanambatra",
138 "description": "Hanambatra an'ireto singa ireto.",
139 "annotation": "Nanambatra singa {n}.",
140 "not_eligible": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto.",
141 "not_adjacent": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto satria tsy mifampitohy ny faran'izy ireo.",
142 "incomplete_relation": "Tsy mety atambatra ireto singa ireto satria misy tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
147 "single": "Hamindra an'ito singa ito amin'ny toerana hafa.",
148 "multiple": "Hamindra an'ireto singa ireto amin'ny toerana hafa."
151 "point": "Namindra an'ilay teboka.",
152 "vertex": "Namindra an'ilay vona tamin'ilay soritra.",
153 "line": "Namindra an'ilay tsipika.",
154 "area": "Namindra an'ilay faritra.",
155 "multiple": "Namindra singa maromaro."
157 "incomplete_relation": {
158 "single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
159 "multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
162 "single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
163 "multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria tsy ampy ny faritra miseho aminy."
165 "connected_to_hidden": {
166 "single": "Tsy mety afindra ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
167 "multiple": "Tsy mety afindra ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
173 "single": "Hanodina an'ito singa ito manodidina ny ivony.",
174 "multiple": "Hanodina an'ireto singa ireto manodidina ny ivony."
177 "line": "Nanodina an'ilay tsipika.",
178 "area": "Nanodina an'ilay faritra.",
179 "multiple": "Nanodina singa maromaro."
181 "incomplete_relation": {
182 "single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.",
183 "multiple": "Tsy mety ahodina ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."
186 "single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.",
187 "multiple": "Tsy mety ahodina ireto singa ireto satria misy tsy miseho ny sasany aminy."
189 "connected_to_hidden": {
190 "single": "Tsy mety ahodina ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.",
191 "multiple": "Tsy mety ahodina ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."
195 "title": "Hamototra",
196 "description": "Hamototra ny fizotran'ito tsipika ito.",
197 "annotation": "Namototra an'ilay tsipika."
202 "line": "Hizara an'ito tsipika ito ho roa eto amin'ito vona ito.",
203 "area": "Hizara ny sisin'ito faritra ito ho roa."
209 "block_number": "<value for addr:block_number>",
210 "county": "<value for addr:county>",
211 "district": "<value for addr:district>",
212 "hamlet": "<value for addr:hamlet>",
213 "neighbourhood": "<value for addr:neighbourhood>",
214 "province": "<value for addr:province>",
215 "quarter": "<value for addr:quarter>",
216 "state": "<value for addr:state>",
217 "subdistrict": "<value for addr:subdistrict>",
218 "suburb": "<value for addr:suburb>",