"tooltip": "Hampiseho sarintany jerena lavitra mba hanampy amin'ny fahitana ny toerana misy ny sarintany miseho."
},
- "fix_misalignment": "Hanamboatra ny fihitsin'ny ny sary",
"offset": "Akisaho mankany amin'izay tianao eo amin'ny faritra volondavenona eto ambany mba hanovana ny fihitsin'ny sary, na ampidiro ny sandan'ny fikisahana amin'ny metatra."
- "thank_you": "Misaotra anao manatsara ny sarintany.",
- "thank_you_location": "Misaotra anao manatsara ny sarintany manodidina an'i {where}.",
- "help_html": "Tokony hiseho ao amin'ny OpenStreetMap ny fanovana nataonao ao anatin'ny minitra vitsivitsy. Mety ho elaela kosa ny sarintany any amin'ny toeran-kafa vao miova.",
"help_link_text": "Antsipiriany",
"view_on_osm": "Hijery ny Fiovana ao amin'ny OSM",
- "welcome": "Tongasoa eto amin'ny éditeur OpenStreetMap iD",
- "text": "iD dia fitaovana mora ampiasaina nefa matanjaka mba handraisana anjara amin'ny sarintany misokatra tsara indrindra eto an-tany. Ity dia fivoahana faha {version}. Raha te hahalala misimisy kokoa dia tsidiho ny {website} ary tatero ao amin'ny {github} ny tsy fetezana.",
- "walkthrough": "Hanomboka ny Fanoroana",
- "start": "Hanova amin'izay"
- },
"source_switch": {
"lose_changes": "Misy fanovana nataonao mbola tsy voatahiry. Raha mivery any amin'ny sarintany ianao dia very ireo. Azonao antoka ve fa te hiverina any amin'ny sarintany tokoa ianao?"