1 {"mg":{"icons":{"download":"alaina","information":"fanazavana","remove":"hanala","undo":"hanafoana","zoom_to":"hanakely/hanalehibe ho","copy":"handika","view_on":"jereo ao amin'i (domain)","favorite":"ankafizina"},"toolbar":{"inspect":"hadihadio","undo_redo":"Aoka ihany / Avereno","favorites":"Ankafizina"},"modes":{"add_area":{"title":"Faritra","description":"Hampiditra faritra maitso, trano, farihy na faritra hafa amin'ny sarintany."},"add_line":{"title":"Tsipika","description":"Hampiditra làlana, arabe, làlan-tongotra, lakan-drano na endri-tsipika hafa amin'ny sarintany."},"add_point":{"title":"Teboka","description":"Hanampy toeram-pisakafoana, toerana miavaka, boatim-paositra na teboka hafa ao amin'ny sarintany."},"add_note":{"title":"Fanamarihana","description":"Misy tsy mety hitanao ve? Teneno ny mpanao sarintany hafa."},"browse":{"title":"Hisava.","description":"Akisaho ary hakaikezo ny sarintany."},"drag_node":{"connected_to_hidden":"Tsy mety ovaina ity satria mifandray amina zavatra izay tsy miseho."}},"operations":{"add":{"annotation":{"point":"Nanampy teboka.","vertex":"Nanampy vona.","relation":"Nanampy fifandraisana.","note":"Nanampy fanamarihana."}},"start":{"annotation":{"line":"Nanomboka tsipika.","area":"Nanomboka nanoritra faritra."}},"continue":{"key":"A","title":"Hanohy","description":"Hanohy ity tsipika ity.","not_eligible":"Tsy misy tsipika azo tohizana eto.","annotation":{"line":"Nanohy tsipika.","area":"Nanohy nanoritra faritra."}},"cancel_draw":{"annotation":"Nanafoana ny fanoritana."},"change_tags":{"annotation":"Nanova ny tags."},"circularize":{"title":"Hanaboribory.","key":"O"},"orthogonalize":{"title":"Efajoro"},"straighten":{"title":"Hampahitsy","key":"S"},"delete":{"title":"Hamafa","description":{"single":"Hamafa tanteraka an'ito singa ito.","multiple":"Hamafa tanteraka an'ireto singa ireto."},"annotation":{"point":"Namafa an'ilay teboka.","vertex":"Namafa an'ilay vona tamin'ilay tsipika.","line":"Namafa an'ilay tsipika.","area":"Namafa an'ilay faritra.","relation":"Namafa an'ilay fifandraisana."},"too_large":{"single":"Tsy mety fafàna ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.","multiple":"Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria tsy ampy ny faritra miseho aminy."},"incomplete_relation":{"single":"Tsy mety fafàna ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.","multiple":"Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."},"connected_to_hidden":{"single":"Tsy mety fafàna ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.","multiple":"Tsy mety fafàna ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."}},"disconnect":{"title":"Hanatsoaka","key":"D","not_connected":"Tsy ampy mba hosarahina ny tsipika/faritra misy.","connected_to_hidden":"Tsy mety tsoahina ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."},"merge":{"title":"Hanambatra","description":"Hanambatra an'ireto singa ireto.","key":"C","not_eligible":"Tsy mety atambatra ireto singa ireto.","not_adjacent":"Tsy mety atambatra ireto singa ireto satria tsy mifampitohy ny faran'izy ireo.","incomplete_relation":"Tsy mety atambatra ireto singa ireto satria misy tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.","conflicting_tags":"Tsy mety atambatra ireo singa ireo satria mifanipaka ny tenifototra voafaritra sasany."},"move":{"title":"Hamindra","description":{"single":"Hamindra an'ito singa ito amin'ny toerana hafa.","multiple":"Hamindra an'ireto singa ireto amin'ny toerana hafa."},"key":"M","annotation":{"point":"Namindra an'ilay teboka.","vertex":"Namindra an'ilay vona tamin'ilay soritra.","line":"Namindra an'ilay tsipika.","area":"Namindra an'ilay faritra."},"incomplete_relation":{"single":"Tsy mety afindra ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.","multiple":"Tsy mety afindra ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."},"too_large":{"single":"Tsy mety afindra ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.","multiple":"Tsy mety afindra ireo singa ireo satria tsy ampy ny faritra miseho aminy."},"connected_to_hidden":{"single":"Tsy mety afindra ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.","multiple":"Tsy mety afindra ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."}},"reflect":{"key":{"long":"T","short":"Y"}},"rotate":{"title":"Hanodina","description":{"single":"Hanodina an'ito singa ito manodidina ny ivony.","multiple":"Hanodina an'ireto singa ireto manodidina ny ivony."},"key":"R","annotation":{"line":"Nanodina an'ilay tsipika.","area":"Nanodina an'ilay faritra."},"incomplete_relation":{"single":"Tsy mety ahodina ito singa ito satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy.","multiple":"Tsy mety ahodina ireo singa ireo satria tsy azo manontolo tamin'ny nakàna azy."},"too_large":{"single":"Tsy mety ahodina ito singa ito satria tsy ampy ny faritra miseho aminy.","multiple":"Tsy mety ahodina ireto singa ireto satria misy tsy miseho ny sasany aminy."},"connected_to_hidden":{"single":"Tsy mety ahodina ito singa ito satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho.","multiple":"Tsy mety ahodina ireo singa ireo satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho ny sasany aminy."}},"reverse":{"title":"Hamototra","key":"V"},"split":{"title":"Hizara","key":"X","not_eligible":"Tsy mety tapahana amin'ny fanombohany na ny fiafarany ny tsipika.","connected_to_hidden":"Tsy mety tapahana ity satria mifampitohy amina zavatra tsy miseho."},"restriction":{"annotation":{"create":"Nanampy fameperam-pihodinana","delete":"Nanala ilay fameperam-pihodinana"}}},"restriction":{"controls":{"distance":"Halavirana","distance_up_to":"Hatramin'ny {distance}","via":"Amin'ny alalan'ny","via_node_only":"Teboka ihany"},"help":{"indirect":"(an-kolaka)","turn":{"no_left_turn":"TSY MISY Fihodinana Miankavia {indirect}","no_right_turn":"TSY MISY Fihodinana Miankavanana {indirect}","no_u_turn":"TSY MISY Fihodinana Manao U {indirect}","no_straight_on":"TSY MISY Fandrosoana Mahitsy {indirect}","only_left_turn":"Mihodina Miankavia IHANY {indirect}","only_right_turn":"Mihodina Miankavanana IHANY {indirect}","only_u_turn":"Mihodina Manao U IHANY {indirect}","only_straight_on":"Mandroso Mahitsy IHANY {indirect}","allowed_left_turn":"Mahazo mihodina miankavia {indirect}","allowed_right_turn":"Mahazo mihodina miankavanana {indirect}","allowed_u_turn":"Mahazo mihodina manao U {indirect}","allowed_straight_on":"Mahazo mandroso mahitsy {indirect}"},"from":"AVY AO","via":"MANARAKA NY","to":"HATRAO"}},"undo":{"tooltip":"Hanafoana ny: {action}","nothing":"Tsy misy hofoanana."},"redo":{"tooltip":"Hamerina ny: {action}","nothing":"Tsy misy haverina."},"tooltip_keyhint":"Tsindry maika:","browser_notice":"Ao amin'ny navigateur Firefox, Chrome, Safari, Opera ary Internet Explorer 11 na amboniny ihany no mandeha ity fitaovana ity. Havaozy azafady ny navigateur ampiasainao na mampiasà Potlatch 2 hahafahanao manova ny sarintany.","translate":{"localized_translation_language":"Hisafidy fiteny","localized_translation_name":"Anarana"},"zoom_in_edit":"Hakaikezo raha hanova","login":"Hiditra","logout":"Hivoaka","loading_auth":"An-dalam-pifandraisana amin'ny OpenStreetMap...","report_a_bug":"Hampita tsy fetezana","help_translate":"Hanampy handika","commit":{"title":"Handefa mankany amin'ny OpenStreetMap","upload_explanation":"Ny fanovana alefanao dia ho hita amin'ny sarintany rehetra izay mampiasa ny angon-drakitra OpenStreetMap.","upload_explanation_with_user":"Ny fanovana alefanao amin'ny maha {user} anao dia ho hita amin'ny sarintany rehetra izay mampiasa ny angon-drakitra OpenStreetMap.","request_review":"Tiako hisy hanamarina ny fanovana nataoko.","save":"Handefa","cancel":"Hanafoana","download_changes":"Haka ny rakitra osmChange","warnings":"Fampitandremana","modified":"Voaova","deleted":"Voafafa","created":"Voaforona","about_changeset_comments":"Mombamomba ny fanehoan-kevitra ao amin'ny vondron'ova","google_warning":"Voalazanao ao amin'ity fanehoan-kevitra ity ny hoe Google: tadidio fa tsy azo atao tanteraka ny mandika avy amin'ny Google Maps."},"contributors":{"list":"Fanovana nataon'i {users}"},"info_panels":{"key":"I","background":{"key":"B","title":"Lafika","zoom":"Hakaiky","source":"Loharano","description":"Famariparitana","unknown":"Tsy fantatra","show_tiles":"Hampiseho ny kapila","hide_tiles":"Hanafina ny kapila"},"history":{"key":"H","title":"Raki-panovana","no_history":"Tsy Misy Raki-panovana (Singa Vaovao)","last_edit":"Fanovana Farany","edited_by":"Fanovana Nataon'i","changeset":"Vondron'ova","unknown":"Tsy fantatra","link_text":"Raki-panovana ao amin'ny openstreetmap.org"},"location":{"key":"L","title":"Toerana","unknown_location":"Tsy Fantatra ny Toerana"},"measurement":{"key":"M","title":"Fandrefesana","geometry":"Bika","closed_line":"tsipika mihidy","closed_area":"faritra mihidy","center":"Ivo","perimeter":"Manodidina","length":"Halava","area":"Velarana","location":"Toerana","node_count":"Isan'ny vona"}},"geometry":{"point":"teboka","line":"tsipika","area":"faritra"},"geocoder":{"search":"Hitady maneran-tany...","no_results_worldwide":"Tsy nisy vokatra hita"},"geolocate":{"title":"Hampiseho ny Toerana Misy Ahy","locating":"Andraso fa mbola mamantatra ny toerana..."},"inspector":{"show_more":"Hampiseho Misimisy Kokoa","view_on_osm":"Hijery ao amin'ny openstreetmap.org","role":"Anjara asa","choose":"Safidio ny karazan'ny singa","remove":"Hanala","search":"Hikaroka","unknown":"Tsy fantatra","feature_list":"Hikaroka singa","edit":"Hanova ny singa","check":{"yes":"Eny","no":"Tsia","reverser":"Hanova ny fizotra"},"radio":{"structure":{"type":"Karazany","default":"Tsy miova","layer":"Sosona"}},"add":"Hanampy","none":"Tsy misy","node":"Vona","way":"Làlana","location":"Toerana","add_fields":"Hanampy saha:"},"background":{"title":"Lafika","key":"B","backgrounds":"Lafika","none":"Tsy misy","best_imagery":"Ny loharanon-tsary tsara indrindra fantatra hoan'ity toerana ity","switch":"Hiverina amin'ity lafika ity","custom":"Manokana","overlays":"Rakotra","reset":"Hamerina amin'ny voalohany","display_options":"Safidy Momba ny Fisehoana","brightness":"Hazava","contrast":"Fifanalaviran-kazavana","saturation":"Haben'ny loko","sharpness":"Haranitra","minimap":{"description":"Hampiseho ny sarintany kely","tooltip":"Hampiseho sarintany jerena lavitra mba hanampy amin'ny fahitana ny toerana misy ny sarintany miseho."},"offset":"Akisaho mankany amin'izay tianao eo amin'ny faritra volondavenona eto ambany mba hanovana ny fihitsin'ny sary, na ampidiro ny sandan'ny fikisahana amin'ny metatra."},"map_data":{"title":"Angon-draki-tsarintany","description":"Angon-draki-tsarintany","key":"F","data_layers":"Sosona Angon-drakitra","layers":{"osm":{"tooltip":"Angon-draki-tsarintany avy amin'ny OpenStreetMap"},"notes":{"tooltip":"Angon-drakitra momba ny fanamarihana avy amin'ny OpenStreetMap"}},"map_features":"Singa ao amin'ny Sarintany","autohidden":"Fanahy iniana nafenina ireo singa ireo satria maro loatra no ho niseho teo amin'ny efijery. Hakaikezo raha hanova azy ireo.","osmhidden":"Fanahy iniana nafenina ireo singa ireo satria miafina ny sosona OpenStreetMap."},"feature":{"points":{"description":"Teboka","tooltip":"Toerana"},"traffic_roads":{"tooltip":"Arabe, Làlana, sns."},"service_roads":{"description":"Làlana Mankamina Tranon'olona","tooltip":"Làlana Mankamina Tranon'olona, Làlana Miditra Amina Toeram-pihantsonana, Làlan-tsarety, sns."},"paths":{"description":"Làla-masaka","tooltip":"Làlana amin'ny Sisin'arabe, Làlan'ny Mpandeha an-tongotra, Làlan'ny Bisikileta, sns."},"buildings":{"description":"Trano","tooltip":"Trano, Toeram-pialofana, Garazy, sns."},"landuse":{"description":"Momba izay Mandrakotra ny Tany","tooltip":"Ala, Tanimboly, Valan-javaboary, Faritra Fonenana, Tsena, sns."},"boundaries":{"description":"Sisiny","tooltip":"Sisintany"},"water":{"description":"Momba ny Rano","tooltip":"Renirano, Farihy, Kamory, Dobo, sns."},"rail":{"description":"Momba ny Lalam-by","tooltip":"Lalam-by"},"power":{"description":"Momba ny Herinaratra","tooltip":"Fitarihana Herinaratra, Toeram-pamokarana Herinaratra, Tobin-herinaratra, sns."},"past_future":{"tooltip":"Andalam-pangatahana, Fanamboarana, Tsy Miasa Intsony, Rava, sns."},"others":{"tooltip":"Izay Zavatra Hafa Rehetra"}},"area_fill":{"wireframe":{"description":"Tsy feno (Endrika Tariby)","tooltip":"Ny fampiharana ny endrika tariby dia manamora ny fahitana ny sary lafika ao ambany.","key":"W"},"partial":{"description":"Feno amin'ny Ampahany"},"full":{"description":"Feno Tanteraka","tooltip":"Natao miseho feno tanteraka ireo faritra."}},"save":{"title":"Hitahiry","help":"Hamarino ny fanovana nataonao ary alefaso any amin'ny OpenStreetMap, mba ho hitan'ny mpampiasa hafa.","no_changes":"Tsy misy fanovana hotahirizina.","error":"Nisy tsy nety tamin'ny fanandramana hitahiry ny fanovana","unknown_error_details":"Hamarino azafady hoe mandeha ny fifandraisana internet ampiasainao.","uploading":"Eo am-pandefasana ny fanovana mankany amin'ny OpenStreetMap...","conflict_progress":"Mitady ireo fifanindriana: {num} amin'ny {total}","unsaved_changes":"Misy fanovana nataonao mbola tsy voatahiry","conflict":{"header":"Handamina ny fanovana mifanindry","count":"Fifanindriana {num} amin'ny {total}","previous":"< Teo Aloha","next":"Manaraka >","keep_local":"Hihazona ny ahy","keep_remote":"Hampiasa ny azy","restore":"Hamerina","delete":"Hamela ho Voafafa","download_changes":"Na alaivo ny rakitra osmChange","done":"Voalamina ny fifanindriana rehetra!"}},"merge_remote_changes":{"conflict":{"deleted":"Nofafan'i {user} ity singa ity.","location":"Samy nanova toerana ity singa ity ianareo sy {user}.","nodelist":"Samy nanova ireo vona ianareo sy {user}.","tags":"Novainao ho \"{local}\" ny tag <b>{tag}</b> nefa i {user} nanova azy ho \"{remote}\"."}},"success":{"help_link_text":"Antsipiriany","view_on_osm":"Hijery ny Fiovana ao amin'ny OSM","changeset_id":"Ny vondron'ova nataonao #: {changeset_id}","like_osm":"Tianao ve i OpenStreetMap? Mifandraisa amin'ny hafa:","more":"Misimisy kokoa","events":"Hetsika","languages":"Fiteny: {languages}","missing":"Misy banga ve ito lisitra ito?","tell_us":"Teneno!"},"confirm":{"okay":"OK","cancel":"Hanafoana"},"source_switch":{"lose_changes":"Misy fanovana nataonao mbola tsy voatahiry. Raha mivery any amin'ny sarintany ianao dia very ireo. Azonao antoka ve fa te hiverina any amin'ny sarintany tokoa ianao?"},"version":{"whats_new":"Inona no zava-baovao ao amin'ny iD fivoahana faha {version}"},"tag_reference":{"description":"Famariparitana","on_wiki":"{tag} ao amin'ny wiki.osm.org","used_with":"ampiasaina miaraka amin'ny {type}"},"cannot_zoom":"Tsy afaka manalavitra noho izao intsony amin'ity maody ity.","full_screen":"Hameno ny Efijery","note":{"note":"Fanamarihana","title":"Hanova ny fanamarihana","anonymous":"olon-tsy fantatra","closed":"(Mikatona)","commentTitle":"Fanehoan-kevitra","status":{"opened":"voasokatra {when}","reopened":"voasokatra indray {when}","commented":"voatsikera {when}","closed":"voakatona {when}"},"newComment":"Fanehoan-kevitra Vaovao","inputPlaceholder":"Mampidira fanehoan-kevitra hozaraina amin'ny mpampiasa hafa.","close":"Hanakatona ny fanamarihana","open":"Hanokatra ny fanamarihana indray","comment":"Fanehoan-kevitra","close_comment":"Hanakatona sy Haneho Hevitra","open_comment":"Hanokatra Indray sy Haneho Hevitra","report":"Hitatitra","new":"Fanamarihana Vaovao","newDescription":"Hazavao ny tsy fetezana","save":"Hitahiry ny Fanamarihana","login":"Mila miditra amin'ny alalan'ny kaontinao ianao mba ho afaka hanova na haneho hevitra amin'ity fanamarihana ity.","upload_explanation":"Ny fanehoan-kevitrao dia ho hitan'ny besinimaro mampiasa ny OpenStreetMap.","upload_explanation_with_user":"Ny fanehoan-kevitrao amin'ny maha {user} anao dia ho hitan'ny besinimaro mampiasa ny OpenStreetMap."},"help":{"title":"Fanampiana","key":"H","help":{"title":"Fanampiana","welcome":"Tongasoa eto amin'ny éditeur iD hoan'ny [OpenStreetMap] (https://www.openstreetmap.org/). Amin'ny alalan'ity éditeur ity ianao dia afaka manova an'i OpenStreetMap avy ato amin'ny navigateur ampiasainao.","open_data_h":"Hanokatra Rakitra","open_data":"Ny fanovana ataonao amin'ity sarintany ity dia ho hitan'ny olona rehetra mampiasa ny OpenStreetMap. Azonao atao miorina amin'ny fahalalana manokana, ny fidinana ifotony, na ny sary avy eny ambony na ny sary ety amin'ny tany, ny fanovana ataonao. [Tsy azo atao mihitsy] (https://www.openstreetmap.org/copyright) ny mandika avy amin'ny loharano natao hitadiavam-bola toy ny Google Maps.","before_start_h":"Alohan'ny hanombohanao","open_source_h":"Hanokatra Loharano","open_source":"Ny éditeur iD dia tetikasa ifarimbonana manana kaody misokatra, ary ny fivoahana faha-{version} ity ampiasainao ity. Ny loharanon'ny kaody dia azo alaina [ao amin'ny GitHub](https://github.com/openstreetmap/iD)."},"overview":{"title":"Jery Ankapobeny","navigation_h":"Fivezivezena","features_h":"Singa ao amin'ny Sarintany","features":"Ampiasaintsika ny teny hoe *singa* mba hilazana ireo zavatra izay miseho eo amin'ny sarintany, toy ny làlana, trano na toerana. Azo ampidirina ho singa ao amin'ny OpenStreetMap avokoa izay zavatra misy rehetra amin'ny tontolo tena izy. Ireo singa ao amin'ny sarintany dia aseho amin'ny alalan'ny *teboka*, *tsipika*, na *faritra*."},"editing":{"title":"Manova & Mitahiry","select_h":"Hisafidy","multiselect_h":"Hisafidy maromaro","undo_redo_h":"Hanafoana & Hamerina","save_h":"Hitahiry","save_validation":"Azonao lazaina eo amin'ny efitry ny fitehirizana izay zavatra nataonao. Hanamarina amin'ny fomba tsotsotra izay rakitra banga ihany koa iD ary mety hanome soso-kevitra hilainao na fampitandremana raha misy zavatra toa tsy mety.","upload_h":"Handefa"},"feature_editor":{"fields_h":"Saha"},"points":{"title":"Teboka","intro":"Azo ampiasaina ny *teboka* mba hanehoana zava-misy toy ny fivarotana, toeram-pisakafoana na toerana miavaka. Mampiseho toerana misy zavatra izy ary mamaritra izay misy eo.","add_point_h":"Manampy Teboka"}},"intro":{"graph":{"block_number":"<value for addr:block_number>","county":"<value for addr:county>","district":"<value for addr:district>","hamlet":"<value for addr:hamlet>","neighbourhood":"<value for addr:neighbourhood>","province":"<value for addr:province>","quarter":"<value for addr:quarter>","state":"<value for addr:state>","subdistrict":"<value for addr:subdistrict>","suburb":"<value for addr:suburb>","countrycode":"mg"}},"shortcuts":{"browsing":{"navigation":{"zoom":"Hanakaiky / Hanalavitra"}},"editing":{"commands":{"save":"Hitahiry ny fanovana"}}},"community":{"cape-coast-youthmappers":{"description":"Araho ao aminin'ny Twitter izahay: {url}"},"OSM-help":{"name":"Fanampiana OpenStreetMap"},"osm-mg-facebook":{"description":"Vondrona Facebook malagasy ho an'izay liana amin'ny OpenStreetMap."},"talk-mg":{"description":"Toerana ahafahan'ny mpandray anjara sy ny mpampiasa ny OpenStreetMap eto Madagasikara mifanakalo hevitra sy miresaka."}},"languageNames":{"ak":"Akan","am":"Amharika","ar":"Arabo","be":"Bielorosy","bg":"Biolgara","bn":"Bengali","cs":"Tseky","de":"Alemanina","el":"Grika","en":"Anglisy","es":"Espaniola","fa":"Persa","fr":"Frantsay","ha":"haoussa","hi":"hindi","hu":"hongroà","id":"Indonezianina","ig":"igbo","it":"Italianina","ja":"Japoney","jv":"Javaney","km":"khmer","ko":"Koreanina","mg":"Malagasy","ms":"Malay","my":"Birmana","ne":"Nepale","nl":"Holandey","pa":"Penjabi","pl":"Poloney","pt":"Portiogey","ro":"Romanianina","ru":"Rosianina","rw":"Roande","so":"Somalianina","sv":"Soisa","ta":"Tamoila","th":"Taioaney","tr":"Tiorka","uk":"Okrainianina","ur":"Ordò","vi":"Vietnamianina","yo":"Yôrobà","zh":"Sinoa, Mandarin","zh-Hans":"Sinoa, Mandarin (Hans)","zh-Hant":"Sinoa, Mandarin (Hant)","zu":"Zolò"}}}